Teny iditra | lamisy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fiasana fandoahana hazo na vato: Ny lamisy dia misy vatany azo ahodin-tanana, ka rehefa ahodina io, misy vy kely maranitra, atao hoe zanadamisy, mihamilentika hatrany mandoaka ny hazo [1.1] | |||
Fiasana anodinana ny kamositra mba handavahana [1.13] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Vilebrequin [1.13] | |||
Voambolana | Toe-karena: haihetsika | |||
Kamban-teny |
| |||
Ny fihaviany | Frantsay: la mèche. | |||
Tsipelina hafa | lamiso | |||
Fivaditsoratra | lamisy, milasy, misaly, samily |
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/17 |