Entrée |
laitry > laitra
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Azo kaikerina: Tsy laitrako io taolana io fa mafy loatra ¶ Azon-javatra asiana, idirana: Mahagaga fa laitran' ny rano ny vato rehefa ela ny ela ¶ Azo leferina, zakaina: Tsy laitrako intsony ny ataon' ny mpampiasa ahy
¶ Azo (raha misy tanin' ny iharana hafa ao aoriana) (...): Tsy laitra tsoahana io fantsika io fa mafy loatra [1.1]
|
Explications en anglais | can be done, can be sustained, can be acted on, can be effected. It is followed by passive verbs like azo, zaka, etc. [1.2]
|
| can be done; penetrated [1.7]
|
Explications en français | qui peut se faire; pénétré [1.8]
|
Morphologie |
Simple |
laitra,
laitry,
laitran' |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
|