Teny iditra |
laingomena
(laingo, mena)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaniry fanao haingon-tanàna fa mandady mananika amin' ny tamboho na fefy; ny raviny, mivondrona sady betsaka ary ny voniny, misy karazany maro: mavokely, haboka, mavo tanora na mena midorehitra [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | (une) bougainvillée (ny hazo sy ny voni [...] [tohiny 1.67]
|
| Bougainvillée ou bougainvillier [1.66]
|
| [Merina]
(de laingo (4) : liane et
mena : rouge).
Bougainvillea spectabilis Willd. (Nyctaginaceae). Arbuste décoratif à rameaux plus ou moins lianoïdes. Cultivé dans de nombreux pays. Introduit par les Européens, mais répandu aujourd'hui dans de nombreux jardins de Tananarive et dans les autres villes. La variété la plus commune a, en réalité, des fleurs violettes et non rouges. Ce nom était peut être donné précédemment à une plante autochtone.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Bougainvillea spectabilis |
Voambolana |
Teny nalaina |
Sary |
|
|