Teny iditra |
lahasa
(lahatra, asa)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | (lahatra sy asa) raharaha atao, indrindra ny ataon-tanana toy ny fambolena: Inina indray no lahasa any aminareo izao? Ny manetsa izao no tena lahasa. Ny fanaovan-trano koa izao no lahasa maharevo ny olona any [1.10]
|
| Asa, raharaha: Mizara lahasa amin' ny mpiasa Zavatra atao, taozavatra: Atombohy ny lahasanareo fa aza laozanareo miresaka eo Asam-pambolena: Ny vadi-bainga no anisan' ny lahasa mafy amin' ny fambolena [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Travail, occupation, ouvrage, se dit surtout du travail des champs [1.3]
|
Fanazavàna teny anglisy | Work, an occupation [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Travail, occupation [1.8]
|
Sampanteny |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
lahasa
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fandokoan-javatra toy ny kofehyna lamba [1.10]
|
| (teny tranainy) Loko manjamanja [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Teinture [1.3]
|
Sampanteny |
|