Teny iditra | laharan-jarahasina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Faribolana sainina manodidina ny tany ary mandalo ny tendron-tany atsimo sy avaratra [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Longitude, méridien [1.13] | |
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |