Entrée laha-pahitra
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] teny lava na kabary mirehidrehitra atao amin' izay hahafinaritra fotsiny
¶ (lahapahitra) Lahateny mirindrarindra tsara nefa tsy dia misy hevitra mafonja firy fa toa atao amin' izay hahafinaritra fotsiny
  [SLP 1986] kabary mirehidrehitra tsy misy drafitra mazava ka lasa poakaty
Explications en français  [SLP 1986] vain discours

Mis à jour le 2020/07/31