Teny iditra labozia gasy
Singan-teny labozia ; gasy
Sokajin-teny kambanteny
Ohatra 
1Fanala labozia gasy no itsilovana ny lalana raha maizinkitroka ny alina ary irina sy ivavabavahana mba tsy ho avy ny orana na milatsaka aloha loatra ny fanala. [2.470]
2Dia niseho tsikelikely ny labozia gasy, ny savony mainty, ny jiafotsy sy fahamborodamba. [2.472]
3Nony tsy nisy solitany, labozỳ gasy, afon-jabora, jiro menaka no nampiasain' ny olona. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01