Teny iditra kotringa (tringa)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mitongilam-pamindra fa miavo miiva
Mitovy hevitra: kely ila ~ kotrefa ~ kotrefaka ~ kotrepaka ~ kotrifa ~ mandringa ~ tolitsika [1.1]
Sampanteny 
 
Tovy hevitra tringa [tsy fampiasa kokoa noho kotringa]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20