Entrée kotrakotra
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Efa ela nanaovana na niasana ka simbasimba be ihany: Fiarakodia efa kotrakotra iny no naka ny entany teto [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31