Teny iditra | kororoka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanesorana ny akofa amin' ny vary amin' ny fomba toy izao: araraka avy ambony ny vary ka amin' izay entin' ny rivotra miaraka aminy ny bozaka sy ny akofa ary dia ny voam-bary kosa no milatsaka ka azo raofina Ozona, fanozonana Fanaratsiana [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |