Entrée korongo
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Bara, Merina] Enti-milaza ny tandrok' omby izay mifanatona ny lohatendrony, mifanohitra amin' ny hoe "baka" ka nahatonga ny fitenenana hoe: "Raha baka mahay mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana" [1.1]
Vocabulaire 
Dérivés 
Autres orthographes 
Synonymes korongona
Analogues  Formes des cornes des boeufs

Entrée korongo
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Bara] mifaingotra [1.78]

Mis à jour le 2020/07/31