Teny iditra korapapa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihetsehana tsy voahevitra noho ny hamaikana na ny hamaimaizana [1.1]
Tovy hevitra koropaka ~ korapaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31