Teny iditra |
kopaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fihefahefan' ny zavatra; fanetsiketsehan' ny vorona ny elany rehefa manidina; fivoha sy fihidin' ny varavarana; fihetsiketsiky ny ravina tsofin' ny rivotra; lafiny mihodina amin' ny varavarana: Misy kopa-droa ny varavaranay [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A flapping [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de s'agiter comme les ailes d'un oiseau [1.8]
|
Ohatra | Avy eo izy vao nanao ilay iray, izay toa kopaka sy zara fa vita fotsiny no nanaovany azy.
[2.472]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|