Teny iditra kongomaika (kongo, maika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Raharaha natao zara fa vita, nokoropahina tsy misy fitandremana akory. Toy izany ny kongorevo. [1.10]
Tovy hevitra kongorevo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31