Teny iditra kolokolo dimbin' ny vary
Singan-teny kolokolo ; dimby ; vary
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny taranaka izay misolo ny olona teo aloha, matetika ampiarabina amin' ny hoe solofo dimbin' ny ala [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27