Teny iditra koara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Pake na fehezan-javatra misy 25 tsirairay ao anatiny: Valopy iray koara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Une main de papier [1.3]
Ny fihaviany Anglisy: quire.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31