Teny iditra koaintsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo fihinam-boa mitovitovy amin' ny paoma ny voany fa hafa ny tsirony, somary handatrandatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Coing, cognassier. Cydonia vulgaris [1.3]
  [Merina] (de l'anglais quince). Cydonia vulgaris Pers. (Rosaceae). Arbre fruitier introduit et cultivé dans la région centrale (cité par Richardson, Malzac, etc.). Voir aussi kontsy. [1.196]
Anarana siantifika Cydonia vulgaris
Ohatra ny Koaintsy dia ilay matevina eo ivelany tsy misy semina (dia ilay hanina indrindra) no kaliksa efa tonga matevina tahaka izany. [1.357]
Voambolana 
Tovy hevitra kontsy
Ny fihaviany Frantsay: coing.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/04