Teny iditra kizakizaina (kizakiza)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao tsinontsinona, ivaivaina, vingavingaina: Aza kizakizaina toy izany aho fa olona mba manana ny hajako [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Dépréciation, manque de respect [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : kizakizaina, kizakizaiko, kizakizainao, kizakizainy, kizakizaintsika, kizakizainay, kizakizainareo, kizakizain', kizakizain-, kizakizaim-, kizakizai-
Ny lasa : nokizakizaina, nokizakizaiko, nokizakizainao, nokizakizainy, nokizakizaintsika, nokizakizainay, nokizakizainareo, nokizakizain', nokizakizain-, nokizakizaim-, nokizakizai-
Ny hoavy : hokizakizaina, hokizakizaiko, hokizakizainao, hokizakizainy, hokizakizaintsika, hokizakizainay, hokizakizainareo, hokizakizain', hokizakizain-, hokizakizaim-, hokizakizai-
Filaza mandidy : kizakizao

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20