Teny iditra kivero
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Fefy na fefy rano akaiky fatana nasiana ny mpifana taloha: Hanominda aombe ny ona fa handrana kivero (Hamono omby ny olona fa handrava fefy nifanana) [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31