Teny iditra kitrola
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Omby vonoina atao fanatitra telo volana taorian'ny naha terahan'ny vehivavy, vao azondrangahy alaina ho any aminy izy mianaka kely [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31