Teny iditra kisokiso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny fiantsoana ny kisoa [1.10]
 Teny entina miantso ny kisoa. [1.1]
Sampanteny 
 
Tovy hevitra kiso

Teny iditra kisokiso (kiso)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Sorisorena, malonilony, madikidiky, mora tezitra, soso-dava [1.10]
Fanazavàna teny frantsay Morose, hargneux [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra kiso

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31