Teny iditra kisendrasendra (sendrasendra (sendra))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra tonga tampoka tsy nampoizina: Tsy nianatra izy nandritra ny taon fa miandry ny kisendrasendra, hono, izy amin' ny fanadinana
Mitovy hevitra: kendry tohina ~ kinanga ~ kitano ~ kitanotano ~ kitoatoa ~ tsy nahinahy ~ tsy nampoizina ~ tsy tohatohatra ~ vintana [1.1]
 Fifanandrifian-javatra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Hasard [1.13]
Ohatra izay misy finoana ny vintana sy ny kisendrasendra. [1.38]

Teny iditra kisendrasendra (sendrasendra (sendra))
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Par pur hasard, accidentellement [1.5]
Ohatra Voan-kabaro iray no latsaka tery an-tsisim-boly ka naniry kisendrasendra. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31