Teny iditra |
kisarihasy > kisarihasina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo]
Karazan-kazo madinidinika mitovitovy amin' ny landihazo, saingy maniry amin' ny tany mandomando; fampiasan' ny olona amin' ny vay noho izy manalefaka ny fanaintainam-pivontosana [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo]
(de sary : image ; tout ce qui ressemble à quelque chose sans cependant lui être identique ; et
hasy : le cotonnier). Malvacée ( ?) indéterminée.
Elle pousse généralement au bord des eaux.
Les feuilles sont écrasées fraîches et appliquées en emplâtre maturatif sur les abcès (d'après le R.P. Dubois).
On l'appelle encore
sarisarindandihazo.
[1.196]
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |
|