Teny iditra kirefarefa (refarefa (refa))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sisin-javatra toy ny lamba na akanjo na elatra, ets. midina ambany dia ambany, mila hikasika ny tany na efa mikasika mihitsy aza. [1.10]
Tovy hevitra korebareba ~ korefa ~ korefarefa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20