Teny iditra | kinosoka (kosoka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voakosoka, kosohina, dilorina: Nokinosokao savony tsara ve itỳ pataloa itỳ Voatorotoro: Paraky tsy kinosoka tsara ity [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on a frotté, broyé [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voakosoka | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |