Teny iditra | kinkiho | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Ny faritra ivelan'ny fitohizan'ny toron-tsandry sy ny sandry, kiho: Mitovy foretana fany samby hafa fandre koa ny lohalitre amin'kinkiho (samy miforitra nefa samihafa fandry toy ny lohalika sy ny kiho) [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Coude (minko). § kìho. [1.19] | |
Voambolana | Haiaina | |
Tovy hevitra | kihokiho | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |