Teny iditra | kingakinga (kinga) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fatrapanao zavatra haingana sy tsara, haingam-panao zavatra, mailaka, mivikiviky: Kingakinga ery Ikoto rehefa miasa Mahay, havanambanana: Mpitendry zavamaneno kinga Rakoto. Mailaka, mailamailaka, lahilahy, matselaka, tselika, analo, malaky, malady, mavika, mavibika, mavitrika, mavitribitrika, mivikiviky, mariadriaka, marisika [1.1] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Tovy hevitra | kinga | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |