Teny iditra | kinasika (kasika) | ||||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voakasika, kasihina, tendrena: Nokinasiny, hono, izy dia sitrana [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Touché [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voakasika | ||||||
Fivaditsoratra | kikisana, kinasika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |