Teny iditra | kinasa (kasa) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voakasa, kasaina, tetehina hatao: Tsy tanteraka ilay dia nokinasanay [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [ nokinasa ] Proposé, préparé, attendu [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voakasa | ||||||
Fivaditsoratra | kinasa, ñasika, sakany, sanaky |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22 |