Teny iditra | kimosamosa (mosamosa) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | (tovona ki sy fototeny miverina mosa) mosalahy, kinanga, kitoatoa, sao sendra mba mety na sendra mahavoa; atao tsirambina: Aza atao kimosamosa ny fambolem-bary fa io ny fototry ny aina [1.10] | |
Jereo mosalahy [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Comme mosalahy [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/27 |