Teny iditra kilanjy (lanjy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Pipa fifohana paraky na vovo-tsigara [1.10]
 Fitaovana misy karazana fatana kely sy fantsona ka andorana sy ifohana ravim-paraky pipa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A tobacco pipe [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Pipe [1.3]
Kamban-teny 

Teny iditra kilanjy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Sporobolus sp. karazan' ahitra fihinan' ny ombysy ny ondry, ets. [1.10]
Fanazavàna teny anglisy  [Betsileo] The name of a grass [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] Sporobolus centrifugus (Trin.) Nees (Poaceae). Espèce fourragère médiocre, broutée seulement à l'état jeune, et dont les animaux se contentent faute de mieux. [1.196]
Anarana siantifika Sporobolus centrifugus
Voambolana 

Teny iditra kilanjy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Tany be ahitra, taninahitra, kijana fihinanan' ny omby amana ondry [1.10]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] Terrains herbeux où il y a beaucoup de kilanjy. On y emmène les boeufs paître, surtout au début de la saison des pluies. (R.P. Dubois). [1.196]
Ohatra Kilanjy fatratra izao ao ambodi-valan-dRasamy ao izao, ko fairo ane ny aombe hihinana [1.10]
Voambolana 

Teny iditra kilanjy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry toy ny rongona fanaovana lamba [1.10]
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Plante indéterminée fournissant une fibre textile (Firaketana Malagasy). [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/27