Teny iditra | kihaihay (hay) | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Vazivazy, vosobosotra angaronan-dela [1.1] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Teny iditra | kihaihay | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Teny atao mody avily [1.1] | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |