Teny iditra kidorika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry misy vodiny lavalava [1.10]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] Pycnoneurum junciforme Decne (Apocynaceae). Herbe érigée, à feuilles étroites, résistant bien aux feux de prairie, dont le tubercule est comestible. [1.196]
Anarana siantifika Pycnoneurum junciforme
Voambolana 
Tovy hevitra kitsangana

Teny iditra kidorika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' ahitra [1.10]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] Herbe indéterminée. (Le Firaketana Malagasy distingue ces deux plantes). [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21