Teny iditra | kidea | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Farasisa, tety, kibaibay: Ataovo soa ra añareo, tela mba mandro amin'io rano maloto io fange feno kide (Tandremo re hianareo fandrao mandro amin'io rano maloto io sao feno kibaibay [1.78] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Tovy hevitra | kide | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |