Teny iditra | kibotabota (botabota (bota)) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zazakely dongadonga, botrabotra [1.1] | |
Teny iditra | kibotabota | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra fasian-drano (tavoahangy na voatavo) fohifohy vaventiventy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | kibota [1.196] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |