Teny iditra |
kiaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsipika na soritra hita kely; fiendahana kely ateraky ny rangotra na fikasohana mafy amin-javatra: Misy kiaka ny tanako [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A scratch; a grazing contact [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | égratignure, écorchure;
action d'effleurer en laissant une trace [1.8]
|
| écorchure [1.13, 1.66]
|
| Strie [1.13]
|
Sampanteny |
|
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
kiaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Feo taitra mikarantsana mafy: Henonao ve ilay kiakan' olona tao? [1.1]
|
Ohatra | Farany, kiaka tokana no heno farany, dia izay.
[2.472]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
|