Teny iditra | ketsan-dRamorainy | |
Singan-teny | ketsa ; Ramorainy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fahavitana sy fahalavorarian-draharaha tsy nisy manahirana firy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Anyhow, not particular, just as it happens [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Fait, arrangé à la bonne, à l'amiable [1.3] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ketsan-dRamorainy io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |