Teny iditra kesona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fifangaroana, fisaritaka, fisavorovoro; fahalotoana, fisotisoty; fihosinkosena amin' ny loto. [1.1]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31