Teny iditra keridebefo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kazo izay anisan' ny voankazo tsara tai-ro tokoa ny voany [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra konokono ~ koropetaka
Ny fihaviany Frantsay: coeur de boeuf.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31