Teny iditra katsentsitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilazana izay mivelona ao amin'ny hafa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Parasite [1.13]
Ohatra Ny dikin'ny olona iray misy amiba dia feno ireo katsentsitra kely ireo antapitrisany maro. [2.424]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12