Teny iditra katsa-drahana
Singan-teny katsaka ; rahana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Katsaka andrahoina amin' ny taolany, dia ahahy, ary rehefa maina, kofoina hiala amin' ny taolany dia tehirizina, ka rehefa hohanina vao totoina sy andrahoina indray [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13