Teny iditra katrohana (katroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Donina: Nokatrohan' ilay fiarabe ny fiarakelinay ka nivadika
Asiana: Nokotrohany totohondry ny oron-janany ka vaky ra
Hanina, atao amin-joto sy amin-kafanam-po: Nokatrohan' ny adalavavy ny vary iray lovia be makadiry ka najifa tery ~ Nokatrohan' izy telo lahy ny tanimbary ao ambany atsimo ka vita vetivety foana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be bumped or banged against
To be done with zele and effort [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Contre quoi on se heurte, qu'on heurte
Qu'on fait avec zèle [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : katrohana, katrohako, katrohanao, katrohany, katrohantsika, katrohanay, katrohanareo, katrohan', katrohan-, katroham-, katroha-
Ny lasa : nokatrohana, nokatrohako, nokatrohanao, nokatrohany, nokatrohantsika, nokatrohanay, nokatrohanareo, nokatrohan', nokatrohan-, nokatroham-, nokatroha-
Ny hoavy : hokatrohana, hokatrohako, hokatrohanao, hokatrohany, hokatrohantsika, hokatrohanay, hokatrohanareo, hokatrohan', hokatrohan-, hokatroham-, hokatroha-
Filaza mandidy : katrohy

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21