|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kasia |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fomba fivoizana ny botry raha rohizana amin' ny sisin' ny botry ny fivoy ka voizina miamboho izy.
[Sakalava]
[1.1] |
| Voambolana | 4 Fifamoivoizan-tsambo |
| Kamban-teny rehetra | 5 manao kasia |
| Fivaditsoratra | 6 akasy, 7 akisa, Akisa, 8 asika, 9 Isaka, isaka, 10 kasay, kasia, 11 saika, 12 sakay, Sakay, 13 sakia, 14 siaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/01/21 |
|