Entrée karohina (karoka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Haronina any anaty...; hadina: Be ny metaly nokarohina teto / Nokarohiko tao an-davaka ilay vola very
¶ Ahetsiketsika mba hifangaro: Tsy nokarohinao tsara ny tavolo ka niraikitra tamin' ny vilany
¶ Tadiavina, kezahina ho fantatra: Nokarohina eran' ny trano ilay fanalahidy fa tsy hita / Efa nokarohina an-taonany maro ny fanafodin' ny kansera nefa mbola tsy hita hatramin' izao
Explications en anglais  [Hallanger 1973] to be investigated; to be sought; cf tady, zaha
Morphologie 
karohina
karohiko
karohinao
karohiny
karohintsika
karohinay
karohinareo
karohin'
karohin-
karohim-
karohi-
nokarohina
nokarohiko
nokarohinao
nokarohiny
nokarohintsika
nokarohinay
nokarohinareo
nokarohin'
nokarohin-
nokarohim-
nokarohi-
hokarohina
hokarohiko
hokarohinao
hokarohiny
hokarohintsika
hokarohinay
hokarohinareo
hokarohin'
hokarohin-
hokarohim-
hokarohi-
karohy
Synonymes karofana

Mis à jour le 2020/07/31