Teny iditra karavato
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fehin-tenda enti-mihaingo [1.1]
Ohatra nanaovany karavato fotsy lehibe, fa fomban' ny Mpitandrina izany fehizay. [2.649]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: cravate (une).

Teny iditra karavato
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava-Mayotte] Gravillon [1.405]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31