Teny iditra karate
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba fiady avy any Japan tsy mampiasa afa-tsy ny tanana sy ny tongotra raha mamely na miaro tena [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: karaté.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31