Teny iditra karajia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Resaka mampifalifaly amin' ny fampiadiana ankamantatra, hevitra, hatsikana.
Mitovy hevitra: dinidinika ambany tafontrano ~ dinika ~ resaka ~ tafa ~ tapatapakahitra [1.1]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11