|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  karabo
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  4  kitro (tongotra) [Tanala] [1.78]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/4)6  karabo
Sokajin-teny  7  anarana
Voambolana  8  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  9  appellation botanique: Dupuya madagascariensis , Cordyla madagascariensis [2.612]
Tovy hevitra  10  anakaraka, madiroala
Kamban-teny 
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)13  karabo
Sokajin-teny  14  anarana
Voambolana  15  Haizavamaniry
Fanazavàna teny malagasy  16  Karazam-bahy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17  liane
18  tabatière faite avec le fruit de cette liane [1.3]
19  nom d'une espèce de liane. [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  20  voankarabo
Anaran-toerana 

Teny iditra (4/4)22  karabo
Sokajin-teny  23  anarana
Voambolana  24  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  25  (tiré du signe du zodiaque malgache alakarabo : le scorpion ; parce que les gens nés sous ce signe considéraient l'espèce comme fady, interdit rituel). Entada scandens Benth. (Fabaceae). Grande liane ligneuse, dont les graines sont consommées comme aliment en cas de disette. Les fruits énormes sont utilisés pour fabriquer divers objets artisanaux (voir kapoakaty (2)). L'écorce et le dois du tronc, riches en saponine, sont utilisés comme succédané du savon. Les gens nés sous le signe d'alakarabo doivent s'interdire ces divers usages et même s'abstenir de s'arrêter en vue de cette plante. [Tankarana] [1.196]
[Sakalava]
Ohatra  26  verambe manko lalaon' olona taloha izay, añy voana vahin-karabo izay, io ñy nalefany, dia nipahaka tamin' ny handrin' ñy akama izay [1.406#]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  28  bakaro, bakora, baroka, boraka, kabaro, karabo, raboka, robaka

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/04