Teny iditra kapo-tandrimo
Singan-teny kapoka ; tandrimo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny famotorana izay misy fanontaniana tampoka mba hiaiken' ilay adinina sy hahalalana fa tena marina; kapoka mafy mirivirivy [1.1]
Tovy hevitra vely tandrimo
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13