Teny iditra kaolina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vozon' akanjo [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: col.

Teny iditra kaona (kaolina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-tany fanaovana paorselaina [1.1]
 Tanidìtra fotsy fanaovana bakoly [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Kaolin [1.13]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: kaolin.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31